plt-x-tanala_jdg_text_reg/20/24.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 24 nandeha nanohitre ireo miaramilan'i Benjamina ireo olon'Israely ny andro faharoa. \v 25 Tamin'ny andro faharoa, die nivôke nanohitre an'ajy ireo tagny Gibea i Benjamina ary namono lelahy valo arivo sy iray aligna avy tamin'ny olon'Israely. Ijy abiaby die lelahy vôomagna hiady amin'ny sabatre