plt-x-tanala_jdg_text_reg/20/10.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 10 Hangala lelahy folo amin'ny jato magneragna ny fokon'Israely abiaby antsena, sy jato amin'ny arivo, ary arivo amin'ny iray aligna, mba hangala vatsy ho an'ireo olo ireo, ka laha tonga any Gibea agny Benjamina areo, die hosaziana amin'ny ratsy ijay namboarin-dreo tagny Israely.'' \v 11 Noho ijany die niangogna hanohitre ny tanàna, hôtran'ny olo raike, ireo miaramilan'Israely abiaby.