plt-x-tanala_jdg_text_reg/20/03.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 3 Ary regnin'ireo olon'i Benjamina fa niakatre tagny Mizpa ireo vahôkan'Israely. Ireo olon'Israely nijaka hoe: ''Jakao anay hoe Ahôna no nahaavy an'ijao raha ratsy ijao. \v 4 'Ilay Levita, vadin-draviavy raike ijay novonoina, namaly hoe: ''Nenga agny amin'ny faritre ijay an'i Benjamina iaho, iaho sy ny vadintsindranoko, mba handany ny aligna.