plt-x-tanala_jdg_text_reg/06/28.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 28 Laha maraigna lefa nifoha ny lelahy tao an-tanàna, die efa rava ny alitaran'i Bala; ary ny Aseraha teo agnilany die vôkapa, ary ny aombe lahy faharoe die natao fanatitra teo amin'ny alitara ijay vao naorigna. \v 29 Ny lelahy teo an-tanàna die nifampivoria hoe: '' Ija no nagnano an'ijao?'' Laha nivoria tamin'ny hafa ijy ka nandrembe ijay valiny, die hoy areo: ''Gideona janak'i Joasy no nagnano an'ijao raha ijao.''