1 line
331 B
Plaintext
1 line
331 B
Plaintext
\v 18 Nosamborin'ny vahôkan'i Joda mandy koa i Gaza sy ireo tany magnodidigna an'azy, Askelona sy ny tany magnodidigna an'ajy, ary Ekrona sy ny tany magnodidigna an'ajy. \v 19 Niarake tamin'ireo vahôkan'i Joda i Yaveh ary nangala ny tany ambon-dreo nefa tsy nandrôke ireo mponign'ny tany lemake nohon'ny fanagnan'dreo Kalesy vy. |