plt-x-tanala_jdg_text_reg/01/06.txt

1 line
395 B
Plaintext

Fa nitsôke i Adonia Bezeka, ary nanjahan-dreo ijy ka tratrany, ary notapahin-dreo ny ankuiben-tagnany sy ny a,kihiben-kongony. Die hoy i Qdonia Bezeka: ''Mpanjaka fitopolo, ijay tapake ny ankiben-tagnany sy ankiben-kongon-dreo, no nagnangogna ny hanin-dreo tao ambany latabatro. Hotran'ijay efa namboariko, die hôtran'ijay mandy koa no nataon'Andriamanitra tamin'ahy. '' Nindôsin-dreo tagny J