1 line
352 B
Plaintext
1 line
352 B
Plaintext
Die nandefa mpitondra hafatre ho agny amin'ilay mpanjakan'ny vahôkan'i Arnona indraike i Jefta, \v 15 ary hoy ijy hoe: '' ijao no ambaran'i Jefta: Tsy nalain'i Israely ny tanin'i Moaba sy ny tanin'ny vahôkan'i Amona,\v 16 fa niakatre avy tagny Egypta areo, ary Israely nandeha namakivaky ny efitre nenga agny amin'ny Ranomasina Mena sy tagny Kadesa. |