1 line
483 B
Plaintext
1 line
483 B
Plaintext
\v 12 Avy eo i Jefta nagnirake mpitondra hafatre ho an'ny mpanjakan'ny vahôkan'i Amona, magnano hoe : ino itoy ady eto amintsena itoy? Nagnino anao no tonga tamin-kery hangala ny taninay?'' \v 13 Die namaly an'ilay mpitondra hafatr'i Jefta ilay mpanjakan'ny vahôkan'ny Amona hoe: ''Satria tamin'ny vahôkan'i Israely nivôke avy tagny Egypta, die nalain-dreo ny taniko lahatagny Arnona ka lahatagny Jaboka, ka lahatagny Jordana. Ankehitriny ampodio am-pilamignana ireo tany ireo.'' |