1 line
589 B
Plaintext
1 line
589 B
Plaintext
\v 9 Hoy Jefta tamin'ireo loholon'i Gileada hoe: '' Laha indôsinao mody mba hiady amin'ny vahôkan'i Amona indraike aho, ary laha omen'i Yaveh fandresena antsena, die ho mpitarike anareo iaho.''\v 10 Die hoy ireo loholon'i Gileada tamin'i Jefta hoe: ''Yaveh anie ho vavolombelogna eo amintsena sy anao laha tsy magnano arake ijay jakaintsena antsena!''\v 11 Noho ijany die lasa niarake tamin'ireo loholon'i Gileada i Jefta, ary nataon'ny vahôka ho mpitarike sy mpibeko an-dreo ijy. Laha teo ankatrehan'i Yaveh tagny Mizpa ijy, die namerigna ireo fampagnantenana abiaby nataony i Jefta. |