1 line
421 B
Plaintext
1 line
421 B
Plaintext
\v 7 oy Jefta tamin-dreo mpitarike an'i Gileada hoe : '' Nankahala an'ahy anareo ary nanery an'ahy handao ny tragnon'iabako. \v 8 Nagnino anareo ankehitriny no menga atoy amin'ahy laga ao agnaty olagna? Hoy ireo loholon'i Gileada tamin'i Jefta hoe: ''Ijany no antony hitodihanay aminao aùinao niany; andao hiaraka aminay ary hiady amin'ny vahôk'i Amona, ka ho tonga mpitarike amin'ijay abiaby monigna ao Gileada anao.'' |