plt-x-tanala_jdg_text_reg/07/24.txt

1 line
614 B
Plaintext

\v 24 Die nagnirake mpitondra hafatre nagnerana ny tany ambon'i Efraima abiaby Gideona, nagnano hoe: ''Mandehana ny mijotso hanohitre ny Midiana ka araho maso ny ranoben'i Jordana, lahatagny Beti-bara, mba hampitrehe an-dreo.'' Die niara-nivory ny lelahin'i Efraima abiaby ka nagnara-maso ireo rano, lahatagny Beti-bara sy ny ranoben'i Jordana. \v 25 Vôsambotran-dreo ny andrian'ny Midiana roe, Oreba sy Zeba. Novoin-dreo tagny amin'ny famiajam-bôlobok'i Zeba i Zeba. Die nagnejike ny Midiana areo ary nindôsin-dreo teo amin'i Gideona ny lohan'i Oreba sy i Zeba, ijay tagny amin'ny lafiny raike hafan'i Jordana.