plt-x-tanala_jdg_text_reg/07/19.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 19 Die tonga teo an-tsisin'ny toby i Gideona sy ny jato lahy ijay niarake tamin'ajy, tamin'ny fanombohan'ny antegnategnan-dera indrindrake. Laha teo am-pamiham-bary ny mpiambiga indrindrake ireo Midianita, die notsofin-dreo ny trompetra ary novakian-dreo ny siny tegne an-tagnan-dreo.