plt-x-tanala_jdg_text_reg/07/09.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 9 Tamin'io aligna io ihany die hoy Yaveh tamin'ajy hoe: ''Mifohaja! Tafio ny toby, fa homeko anao ny fandresena an'ijany. \v 10 Fa laha matahotre ny hijotso koja anao, dia mijotsoa ao an-toby miarake amin'ny Pora mpanomponao, \v 11 ary tenoy ijay jakain-dreo, die hatanjake ny herim-ponao amin'ny fanahina ny toby." Ary die nijotso niarake tamin'i Pora mpanompony, tao amin'ireo fiambenana ny toby i Gideona.