1 line
403 B
Plaintext
1 line
403 B
Plaintext
\v 16 Hoy Yaveh tamin'ajy: " Homba anao iaho, ary handresy ny tafiky ny Midianita manontolo hôtran'ny olo raike anao." \v 17 Hoy Gideona tamin'ajy, laha mahita fitia aminao iaho, die omeo famantarana iaho fa anao tokôtre no mijaka amin'ahy. \v 18 Aja miala eto re, mandra-piaviko eto aminao hitondra ny fagnomejana ary hametrake an'ijany eo alohanao. "Hoy i Yaveh:" Handigny Iaho mandra-pipody anao." |