1 line
333 B
Plaintext
1 line
333 B
Plaintext
\v 3 ry isaky ny mamboly ireo vokany ny Israelita, die nanafike an-dreo ny Midianita sy ny Amelikita ary ny olo avy agny atsignanagna. \v 4 Nametrake ny tafiny teo amin'ny tany areo ary namotike ireo vokatra, tegne amin'ny lalagna abiaby menga agny Gaza. Tsy namela hanina ho an'ny Israely, na ondry,na biby fiompe, na ampondra areo. |