plt-x-tanala_jdg_text_reg/13/10.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 10 Koa nihazakajake mahare raviavy nijaka ny vadiny hoe: ''Io! Nibôke tamin'ahy ilay lelahy- ilay tonga tamin'ahy indraike andro igny! \v 11 Die nitsangagna i Manoa ka nagnarake am-badiny. Laha tonga teo amin'ilay lelahy ijy die hoy ijy hoe: ''Anao ve ilay lelahy nivoria tamin'ny vadiko? Die hoy ralelahy hoe: ''Iaho no ijy.''