plt-x-tanala_jdg_text_reg/02/18.txt

1 line
539 B
Plaintext

\v 18 Laha nanandratre mpitsara ho an-dreo i Yaveh, nangnampy ireo mpitsara i Yaveh ary namonjy an-dreo tamin'ny tagnan'ireo fahavalon-dreo tamin'ny andro abiaby niaignan'ireo mpitsara. Nangorake an-dreo Yaveh laha nisento noho ireo ijay nampahory sy nampijaly an-dreo areo. \v 19 Fa laha maty ny mpitsara, die niala sy nangnano ireo raha ijay ratsy loholoho noho ny nataon'ireo rajagny aja areo. Nagnarake ireo andriamani-kafa mba hanompo sy hidera an'ajy areo. Nandà ny hiala tamin'ireo fataony ratsy abiaby na tamin'ireo ditrany areo.