plt-x-tanala_jdg_text_reg/01/31.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 31 Tsy noroahin'i Asera ny vahôke nitoetre tagny Ako,na ny vahôka nitoetre tagny Sidona,na ireo ijay nitoetre tagny Alaba, Akziba,Helba, Alfika, na Rehoba. \v 32 Ka die nitoetre teo amin'ireo Kananita ny fokon'i Asera (ireo ijay efa nitoetre tao amin'ilany tany), satria tsy nandrôke an-dreo areo.