plt-x-tanala_jdg_text_reg/15/17.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 17 ha tapitre ny jakan'i Samsona, die natsipiny ilay valagnorano, ary nangehany hoe Ramata Lehy ilay toerana. \v 18 Maka mahare i Samsona ka nangaike an'i Yaveh ary nijaka hoe: ''Nagnome an'itoy fandresena lehibe itoy tamin'ny mpanomponao anao. Kanefa ankehitriny koja moa ve ho fatin'ny hetaheta iaho ka ho lavo eo an-tagnan'ireo ijay tsy vôfora?''