plt-x-tanala_jdg_text_reg/15/14.txt

1 line
249 B
Plaintext

\v 14 Laha tonga tagny Lehy ijy, die nihorakorake ireo Filistina laha vao nifanepake tamin'ajy. Tonga tamin'ajy tamin-kery ny Fanahin'i Yaveh. Ireo tady teo amin'ny sandrine die tonga hôtran'ny lamba rongony may, ka nilatsake avy tegne an-tagnany.