plt-x-tanala_jdg_text_reg/15/12.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 12 Hoy areo tamin'i Samsona: ''Nijotso ahay mba hamatotre anao sy hanolotre anao eo am-pelatagn'ireo Filistina. Ary Samsona nijake tamin-dreo hoe: ''Mifanta amin'ahy fa tsy anareo no hamono an'ahe.\v 13 '' Hoy areo tamin'ajy hoe: ''Tsiare, hamatotre anao amin'ny tady fotsiny ahay ary hanolotre anao eo amin-dreo.Mampagnategna ahay fa tsy hamono anao. ''Die namatotre an'ajy tamin'ny tady roe vaovao areo ary nitondra an'ajy niakatre avy tao amin'ny vato.