plt-x-tanala_jdg_text_reg/15/09.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 9 y niakatre ireo Filistina ka niomagna ho amin'ny ady tagny Joda ary nanangagna ny tafikan-dreo tagny Lehy.\v 10 Ireo lelahin'i Joda nijaka hoe:"Nagnino anareo no niakatre hanafike anay? "Nagnino anareo no niakatre hanafike anay? "Hoy areo hoe: "Manafike ahay mba hahafahanay misambotre an'i Samsona, ary hagnano amin'ajy hôtran'jay nataony taminay."