plt-x-tanala_jdg_text_reg/15/07.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 7 Ary Samsona nagnano tamin-dreo hoe: "laha ijany no ataonareo, die hamaly faty anareo iaho, ary laha vita ijany, vô hijanogna iaho. \v 8 Ary notapatapahiny tamin'ny famonoana lehibe, ny valahany sy ny fen-dreo. ry nijotso ijy ka nonigna tao anaty lava-bato tao amin'ny hantsan'i Etama.