plt-x-tanala_jdg_text_reg/15/03.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 3 amaly an-dreo i Samsona hoe: '' Amin'ijany fotôgna ijany die tsy hanan-tsiny eo imason'ireo Filistina iaho laha manao ijay mampalahelo an'ajy areo.\v 4 Die nandeha i Samsona ka nisambotre amboahaolo telonjato ary namaitre an'ajy ireo kiroadroa, isan-drambony. Avy eo die nangala fanilo ijy ka namatotre an'ireo teo agnivon'ny rambo roe.