plt-x-tanala_jdg_text_reg/15/01.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 1 ndro maromaro tatoy afara, nandritre ny fotôm-pambilejam-bary, die nangala janak'osy i Samsona ary nandeha namangy ny vadiny. Hoy ijy tamin'ny tegnany hoe: ''Handeha ho agny amin'ny efitragnom-badiko iaho. '' Nefa tsy namela an'ajy niditre ny abany. \v 2 Hoy ny abany hoe: '' Hoy ny abany hoe: " tena nihevitre iaho fa nankahala an'ahy anao. ka nomeko ny akamanao ijy. Tsara noho ijy ny jandriny vave, sa tsy ijany? Alay ho solon'ny ijy."