plt-x-tanala_jdg_text_reg/13/21.txt

1 line
219 B
Plaintext

\v 21 y nibôke tamin'i Manoa sy ny vadiny koa ilay anjelin'i Yaveh. Ary fantatr'i Manoa fa anjelin'i Yaveh ijy. \v 22 Hoy i Manoa tamin'i vadiny hoe: Ho faty tokôtre antsena, satria nibôke tamintsena Andriamanitra!''