|
\v 17 Die hoy i Manoa tamin'ilay anjelin'i Yaveh hoe: ''Ija no agnaranao, mba hahafahanay magnome voninahitra anao laha tanterake ireo jakanao? \v 18 Die hoy ilay anjelin'i Yaveh tamin'ajy hoe: ''Nagnino no magnotany ny agnarako anao? Mahafinaritre ijany!'' |