plt-x-tanala_jdg_text_reg/09/46.txt

1 line
258 B
Plaintext

\v 46 Laha naharegne ny momba an'ijany ireo mpitarika teo amin'ny tilikambon'i Sekema, die niditre tao amin'ny fiarovana mafin'ny tragnon'i El-berita areo.\v 47 Nojakaina tamin'i Abimeleka fa niara-nivory tao amin'ny tilikambon'i Sekema ny mpitarike abiaby.