plt-x-tanala_jdg_text_reg/09/26.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 26 Die tonga niarake tamin'ireo havany i Gala janak'i Ebeda ary nenga agny Sekema. Nanagna fitokisana tamin'ajy ny mpitarik'i Sekema. \v 27 Nivôke tagny an-karegna areo ary nagnangogna vôloboke avy tao amin'ny tanimbôloboke, ary die nohitsakitsahiny iajny. Nagnano firavoravoana tao an-dragnon'ny andriamaniny areo, ijay nihinanan-dreo sy ninomany, ary nagnojonan-dreo an'i Abimeleka