plt-x-tanala_jdg_text_reg/08/34.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 34 Ary ny vahôken'Israely die tsy nahatsiaro ny hagnome voninahitre an'i Yaveh, Andriamanitran-dreo, ijay nagnavotre an-dreo teo amin'ireo fahavalo abiaby magnodidigna. \v 35 Tsy nitandrigna ny fampagnantenainy tamin'ny tragnon'i Jerobala(na Gideona) areo, mba ho valin'ny soa abiaby nataony tamin'Israely.