plt-x-tanala_jdg_text_reg/08/32.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 32 Gideona, janake lahin'i Joasy, die maty laha tratre antitre tsara ary nalevigna tao Ofra tao amin'ny fasagn'i Joasy iabany, fokon'ny Abiezrita. \v 33 Ary laha vô maty i Gideona, nipody indraike ireo janak'Israely ary nampijanganjanga ny tegnany tamin'ny fanompoana an'ireo Bala. Nataon-dreo ho andriamaniny i Bala-berita.