plt-x-tanala_jdg_text_reg/08/27.txt

1 line
447 B
Plaintext

\v 27 Nagnambôtre efoda avy amin'ireo kavigna i Gideona ary napetagny tao an-tananany, tao Ofra ijany, ary nampijanganjanga ny tegnany tamin'ny fanompoana an'ijany teo ny Isarely abiaby. Lasa fandrike ho an'i Gideona sy ho an'ireo ijay tao an-dragnony ijany. \v 28 Ka die resy teo an-ketrahan'ny vahôkan'Israely ireo Midiana ary tsy nagnarigna ny lohan-dreo koa areo. Ary nilamigna nandritre ny efapolo taogna ny tany tamin'ny andron'i Gideona.