plt-x-tanala_jdg_text_reg/08/26.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 26 Ny lanjan'ny kavim-bolamena ijay nangatahiny die sekely volamena 1.700. Ijany fandrobana ijany die niampy ny ravake sarim-bolan-tsignana, ireo firavake, ny akanjo volomparasy ijay nanaovan-dreo mpanjakan'ny Midiana, ary nagnampy ny rojo ijay nagnodidigna ny vojogn',ny ramevan-dreo.