plt-x-tanala_jdg_text_reg/08/22.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 22 y ilay lelahin'Israely tamin'i Gideona hoe: '' Manapaha anay- anao, ny janakao lahy; ary ny jafikelinao lahy- satria anao no nagnavotre anay teo amin'ny tagnan'i Midiana. '' \v 23 Hoy Gideona tamin-dreo hoe: '' Tsy hanapake anareo iaho, na ny janako lahy koa aja die tsy hanapake anareo. fa Yaveh no hanapake anareo.