plt-x-tanala_jdg_text_reg/08/18.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 18 Die hoy Gideona tamin'ny Zebaha sy Zalmona hoe: '' Lelahy hôtran'ino no novoinareo tao Tabara? '' Namaly areo hoe: hôtrany anao mandy areo. Ny kiraidraike tamin-dreo die hôtran'ny janake mpanjaka aby koa. '' \v 19 Hoy Gideona hoe: "Rahalahiko areo, janake lahin'ny endriko. Laha velogna koa Yaveh, laha namonjy an-dreo ho velogna anareo, die tsy namono anareo iaho.