plt-x-tanala_jdg_text_reg/08/15.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 15 Ary tonga tao amin'ireo lelahin'i Sokota i Gideona ka nagnano hoe:'' Irôy Zebaha sy Zalmona, ijay nangalana an'ahy sy nijakanareo hoe: ' Efa nandresy an'i Zebaha sy Zalmona ve anao? Tsy fantatray fa tokony hagnome mofo an'ireo tafikanao ahay.''' \v 16 Nalain'i Gideona ireo loholo tao amin'ilay tanàna, ary nofejiny tamin'ireo tsilo avy lahatagny an'efitre sy raketa ireo lelahin'ny Sokota. \v 17 Avy eo die narodagny ny tilikambo tao Penoela ary novonoiny ny lelahy tao amin'ijany tanàna ijany.