plt-x-tanala_jdg_text_reg/08/10.txt

1 line
259 B
Plaintext

\v 10 Ary niarake tamin'ireo miaramilany tao Karkora i Zebaha sy Zalmona, tokony ho lelahy dimy arivo sy iray aligna eo, ijay sisa abiaby tamin'ny tafikin'ny vahôke antsignanana manontolo, satria nisy lelahy 120.000 lavo ijay vôofagna hiady amin'ny sabatre.