plt-x-tanala_jdg_text_reg/05/29.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 29 maly ny hendry indrindrake tamin'ny andriambaviny, ary ijy tegnany mandy no namaly an'ajy hoe: \v 30 " Tsy efa nahita sy nijara babo ve areo? Viavy raike, na viavy roe ho an'ny isan-dahy; fandrobana lambamena ho an'i Sisera, fandrobana lamba mena misy peta-kofehy, lamba mena roe misy peta-kofehy ho eo am-bojogn'ireo nandroba?