plt-x-tanala_jdg_text_reg/05/07.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 7 Vitsy ny mpiady tagny Israely, mandra-panapahako, iaho Debora_ilay reny nanapaka tao Israely!\v 8 fony areo nisafidy ireo andriamanitra vaovao,die nisy ady teo amin'ny vavahadin'ny tanàna kanefa tsisy ampinga na lefogna hita teo amin'ireo olo efatre aligna tao Israely.