plt-x-tanala_jdg_text_reg/08/20.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 20 Hoy ijy tamin'ny Jatera ( lahimatoany) hoe:" Mitsangana ary vonoy areo!'' Fa ilay jalahy tsy nagnatsôke ny sabatrany fa natahotre, satria mbola jalahy kely ijy. \v 21 Die hoy Zebaha sy Zalmona hoe: 'Mitsangana anao ary vonoy ahay! fa araky ny toetry ny olo mandy ny heriny.'' Nitsangagna i Gideona ary namono an'i Zebaha sy Zalmona. Nalainy mandy koa ny ravake sarim-bolan-tsignana ijay teo ambojogn'ny ramevan'dreo.