plt-x-tanala_jdg_text_reg/01/22.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 22 Ny ankohonan'i Josefa die niomagna hanafike an'i Betela, ary nomba an-dreo i Yaveh. \v 23 Nagnirake lelahy hitsikilo an'i Betela areo( ilay tanàna ijay nangehana hoe Lozy teo aloha). \v 24 Nahita lelahy nivôke ny tanàna ireo mpitsikilo, die hoy areo tamin'ajy: ''Mba haboahy anay rô, ny fomba hidirana ao amin'ny tanàna, die ho tsara fagnahy aminareo ahay.''