2 lines
426 B
Plaintext
2 lines
426 B
Plaintext
\v 28 y i Gala, janak'i Ebeda hoe: ''Ija moa i Abimeleka, ary ija i Sekema, no die tokony hanompo an'ajy antsena! Moa tsy janak'i Jerobala ve ijy? Moa tsy Zebola ve no lefiny? Tompoy ny olon'i Hamora, die ny aban'i Sekema ijany! Nagnino an-tsena no tokony hanompo an'i Abimeleka? \v 29 Iriko mba teo ambany fifehezako itoy vahôke itoy! die ho nalaiko i Abimeleka. Die nijake tamin'i iaho hoe: Angeho ny tafikanao abiaby.'''
|
|
. |