1 line
404 B
Plaintext
1 line
404 B
Plaintext
\v 8 Namotike sy nampahory ny vahôkan'Israely areo tamin'ijany taogna ijany, ary nampahorian-dreo nandritre ny valo ambin'ny folo taogna ny vahôkan'Israely abiaby ijay tagny andafin'i Jordana tagny amin'ny tanin'ireo Amorita, ijay agny Gileada. \v 9 Ary die nitsaka an'i Jordana mba hiady tamin'ny Joda, tamin'i Benjamina, ary tamin'ny ankohonan'ni Efraima ireo Amorita, mba hampahory mafy an'Israely. |