plt-x-tanala_jdg_text_reg/10/10.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 10 Die nangaike mahare an'i Yaveh ny vahôkan'Israely, nagnano hoe: ''Efa nanota taminao ahay ary nanompo ireo Bala.''\v 11 Hoy i Yaveh tamin'ny vahôkan'Israely: ''Tsy nagnafaka anareo tamin'ireo Egyptiana, Amorita, Amonita, Filistina, \v 12 ary koa tamin'ireo Sidoniana ve Iaho? Nampahory anareo ireo Amalekita sy ireo Maonita; die nangaike mahare an' Ahy anareo, ary nafahako tamin'ny herin-dreo anareo.