plt-x-tanala_jdg_text_reg/04/21.txt

1 line
569 B
Plaintext

\v 21 Ary Jaela (vadin'i Hebera) nangala tsatokan-day sy tantagnana tegne an-tagnany ary niditre an-tsokosoko tao amin'ajy, fa tao agnaty torimaso laligna ijy, ary nikapoke ny tsatokan-day tamin'ny tantagnana teo amin'ny faritry ny lohany ijy ary nitsatoke tamin'ny tany, die maty ijy.\v 22 Laha nagnajake an'i Sisera i Baraka, die nagniry ny hivôka hihaogna amin'ajy i Jaela ary nagnano tamin'ajy hoe: "Avia, habokako anao ny lelahy rombejinao." Die niarake niditre tamin'ajy ijy, ary io Sisera maty .nitsirara, miarake amin'ny tsatokan-day teo agnilan'ny lohany.