1 line
307 B
Plaintext
1 line
307 B
Plaintext
\v 13 Gideona, janake lahin'i Joasy, die nipody avy tagny amin'ny ady ary nandalo teo amin'i lalagn'i Heresa.\v 14 Nihaogna tamin'ny jalahy raike avy amin'ny mponigna tao Sokota ijy ary nandrembe torohevitre tamin'ajy ny mombamomba ireo mpitarike ny Sokota sy ireo loholo tao, fito amby fitopolo lahy areo. |