1 line
331 B
Plaintext
1 line
331 B
Plaintext
\v 6 Die hoy ireo manam-pahefana hoe: ''Moa ve eo am-pelatagnanao ny tanan'i Zebaha sy Zalmona ankehitriny? Nagnino no tokony hagnome mofo ho an'ireo miaramilanao ahay? \v 7 Hoy Gideona hoe: '' Laha omen'i Yaveh fandresena ahay manoloana an'i Zebaha sy Zalamona, die ho triariko tsilo avy agny agn'efitre sy raketa ny hoditrareo.'' |