1 line
433 B
Plaintext
1 line
433 B
Plaintext
\v 6 a nitsôke i Adonia Bezeka, ary nanjahan-dreo ijy ka tratrany, ary notapahin-dreo ny ankiben-tagnany sy ny ankihiben-kongony. \v 7 Die hoy i Adonia Bezeka: ''Mpanjaka fitopolo, ijay tapake ny ankiben-tagnany sy ankiben-kongon-dreo, no nagnangogna ny hanin-dreo tao ambany latabatro. Hotran'ijay efa namboariko, die hôtran'ijay mandy koa no nataon'Andriamanitra tamin'ahy. '' Nindôsin-dreo tagny Jerosalema ijy, ary maty tagny. |