1 line
344 B
Plaintext
1 line
344 B
Plaintext
\v 4 ndro vitsy taty afara, die niady tamin'Israely ny vahôkan'i Amona. \v 5 Laha niady tamin'Israely ny vahôkan'Israely ny vahôkan'i Amona, die tonga nitondra an'i Jefta avy agny amin'ny Toba hipody ireo loholon'i Gileada. \v 6 Hoy areo tamin'i Jefta hoe: ''Avia ary meteja ho mpitarike anay mba hahafahanay miady amin'ny vahôkan'i Amona. |