plt-x-tanala_jdg_text_reg/07/05.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 5 Die nindôsin'i Gideona nijotso tegne amin'ny rano ny olo, ary hoy Yaveh tamin'ajy hoe: "Atokano ijay abiaby milelake ny rano, hôtran'ny ny filelaky ny amboa amin'ireo ijay mandohalike ambany mba hinogna." \v 6 Lelahy telonjato no nilelake. Ny sisa tamin'ny lelahy koja nandohalike mba hinon-drano.